Entry | 1 mihanjaka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsy mitafy na miakanjo hanafina ny vatana, miboridana Jereo mitanjaka |
Examples |
4 [2.472] Trano zozoro kely mitafo herana efa mila hianjera ilay izy, tany mihanjaka ny ao anatiny, ary ny varavarana, hazo boboka, raha donina mafimafy dia mihintsana. |
Root | 5 hanjaka |
Morphology |
|
Updated on 2025/02/02 |
![]() |