|
|
|
|

Entry1  mihasimba
Part of speech  2  active verb
Explanations in French  3  [1.68] [Vezo] Se détériorer peu à peu
Examples  4  [2.285] raha mihasimba ny fahaizana azy dia ho sahirana isika.
5  [4.27] Ary farany, mba efa noeritreretina ve fa mihasimba tsikelikely ary tsy misy fanafany ny toetry ny fifanakalozana ara-tsosialy, vokatry ny tsy fanajana ny sampan-draharaha najoron' ny lalàna hampihatra azy?
Root  6  simba

Updated on 2024/12/11