|
|
|
|

Entry (1/2)1  mihehy
Root  2  hehy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mikaoka amin' ny tongotra dia manely: Nihehy ny fako teo ny akoho ka izany no nahatonga ny tokotany haloto
5  Mihady: Mihehy ny tany ny saka
6  Mamokatra, mamongotra: Nisy nihehy ny voanjo tatsy atsimon-tanàna
7  Mitady hahalala momba ny...: Nihehy ahy ny mpitsikilo tamin' ny fivoriana nataonay fa tsy niteny na inona na inona aho [1.1]
Explanations in English  8  to scratch in the ground. [1.2]
9  to scratch the ground; to paw the ground [1.7]
Explanations in French  10  gratter la terre, creuser avec les pattes [1.8]
Examples  11  Akoho lahy mihehy lavenona ireny, ka mandihy ambony fasan-drazana. [2.472]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Proverbs  16  Proverbs containing the word mihehy

Entry (2/2)17  mihehy
Part of speech  18  active verb
Explanations in Malagasy  19  mihomehy [Taisaka, Bara] [1.78]
20  mihomehy: Kaja mihehy ny kivahe mahia sandré ibojan'ny volone (aza homehy ny amboa mahia sao ipariahan'ny volony) [Tanala] [1.78]

Updated on 2022/09/12