|
|
|
|

Entry (1/2)1  mihehy
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mikaoka amin' ny tongotra dia manely: Nihehy ny fako teo ny akoho ka izany no nahatonga ny tokotany haloto
Mihady: Mihehy ny tany ny saka
Mamokatra, mamongotra: Nisy nihehy ny voanjo tatsy atsimon-tanĂ na
Mitady hahalala momba ny...: Nihehy ahy ny mpitsikilo tamin' ny fivoriana nataonay fa tsy niteny na inona na inona aho
Explanations in English  4  [1.2] to scratch in the ground.
5  [1.7] to scratch the ground; to paw the ground
Explanations in French  6  [1.8] gratter la terre, creuser avec les pattes
Examples  7  [2.472] Akoho lahy mihehy lavenona ireny, ka mandihy ambony fasan-drazana.
Root  8  hehy
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word mihehy

Entry (2/2)14  mihehy
Part of speech  15  active verb
Explanations in Malagasy  16  [1.78] [Taisaka, Bara] mihomehy
17  [1.78] [Tanala] mihomehy: Kaja mihehy ny kivahe mahia sandré ibojan'ny volone (aza homehy ny amboa mahia sao ipariahan'ny volony)

Updated on 2024/12/07