|
|
|
|

Entry1  miherika
Root  2  herika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mitodika any ivoho, na any an-kavanana na any an-kavia: Niherika izy no nahapotraka aza
5  Mijery izay any aoriana ka atodika any ny loha: Niherika azy no nahatafintohina ahy
6  Miraharaha, misahana, mikarakara: Aza miherika asa hafa afatsy ny anao [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word miherika

Anagrams  13  miherika, mirehaky

Updated on 2023/01/05