|
|
|
|

Entry1  mihiaka
Root  2  hiaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manao feo mirehareha sy matoky hery, mihaika, mihantsy ady: Nihiaka Rakoto teo ambony lampihazo niandry izay sahy hifanandrina aminy
5  Mibaiko amin' ny feo tokana, mafy sy maranitra: Nisy feo nihiaka tany anaty ala tany, dia indreny nisy lehilahy ampolony maro nivoaka ny kirihitra [1.1]
Explanations in English  6  to shout defiance; to shout [1.7]
Explanations in French  7  pousser des cris, prononcer des paroles de défi [1.8]
Examples  8  niantsamboatra sy nihiaka tokana Rasoa nitairan' izy rehetra ho safotra. [2.470]
9  Ary ialahy, hoy izy nihiaka ohatra ny nihetsehan-tromba tampoka, toa mbola mitahiry zava-maranitra ihany? [2.472]
10  hoy Railovy somary nihiaka tamin' ny hagagany, ka nanatona azy avokoa ny voronkely indray nialoka taminy. [2.5]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
Proverbs  14  Proverbs containing the word mihiaka

Anagrams  15  miahika, mihaika, mihaikà, mihiaka, mikaiha, mikiaha

Updated on 2023/01/20