Entry (1/2) | 1 mihivingivina |
Root | 2 hivingivina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mihifikifika, mihetsiketsika, mihodinkodin-doha: Mihivingioina foana izy isaky ny misotro io fanafody io. [1.1] |
Explanations in English |
5 to shake the head repeatedly in reflection or distate [1.7] |
Explanations in French |
6 secouer la tête de façon répété pour signifier qu'on réfléchit, ou par dégoût [1.8] |
Examples |
7 mihivingivina izy, mihoalahoala izy, mirimorimo mafy ery izy, tsy mahajanona intsony nony vao velona ny bingona. [2.996#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 12 mihivingivìna |
Root | 13 hivingivina |
Part of speech | 14 imperative of active verb mihivingivina [Full list] |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
Explanations in French |
16 [1.3] |
Anagrams | 17 ihivingivinam, mihivingivina, mihivingivìna |
Updated on 2023/08/26 |