|
|
|
|

Entry1  mihofokofoka
Root  2  hofokofoka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mihetsiketsika: Kaikerin' ny parasy Ibalita kely ka mihofokofoka foana ao am-pandriana
Manetsiketsika ny tena mba hihintsanan' ny rano na vovoka amin' ny tena: Mihofokofoka ny akoho rehefa avy mihosina ao anaty vovoka
Mihetsiketsika mafy mba hialana amin' ny fangejana na fatorana mahazo ny tena: Nihofokofoka tao an-tanako ilay voronkely
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Analogs  9  mikofokofoka, mitsikofokofoka

Updated on 2024/12/11