|
|
|
|

Entry1  mikofokofoka
Root  2  kofokofoka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mihetsika tsy mahapetraka eo amin' ny misy ny tena: Aza mikofokofoka fa matoria tsara
5  Mihetsika manao izay hialana: Nikofoka erý ilay vorona nefa tsy afaka fa voatana mafy
6  Mihetsika, miasa tena mitady lalana: Nikofokofoka Rakoto ka nahita toerana tsara tamin' ny farany [1.1]
Explanations in English  7  to fidget; to be continually agitated [1.7]
Explanations in French  8  frétiller, gigoter; être agité [1.8]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
Analogs  12  mikopokopoka, mitsikorofoka, mipelipelika
Proverbs  13  Proverbs containing the word mikofokofoka

Updated on 2020/07/31