Entry | 1 mipelipelika |
Root | 2 pelipelika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mihetsiketsika, mikivilivily atsỳ sy arỳ: Mipelipelika foana ny rambon' ilay alika isaky ny manatona aho Tsy mipetraka tsara fa mihetsiketsika mankatsy mankaroa, mikofokofoka: Aza mipelipelika toy izao, rankizy |
Explanations in English |
5 [1.2] to struggle, to shuffle, to be wanton; to wag, as the tail. 6 [1.7] to wag |
Explanations in French |
7 [1.3] s'agiter en divers sens, remuer, se remuer, faire des mouvements lascifs: Mipelipelika lalandava ny rambon' io alika io (La queue de ce chien remue continuellement) / Aza mipelipelika toy izany, rankizy (Enfants, ne vous remuez pas tant) 8 [1.8] s'agiter, se remuer comme la queue d'un chien |
Examples |
9 Mipelipelika|mipelipelika ny famantaranavaratra. Izany hoe Mipelipelika|mipelipelika toy izany koa ny sambolay. [2.471] |
Morphology |
|
Synonyms | 14 mipelika |
Analogs | 15 mihefikefika, mikofokofoka, mihavatravatra, mitrifantrifana |
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mipelipelika |
Anagrams | 17 mipelipelika, pamelipeliky |
Updated on 2023/01/20 |