Entry (1/2) | 1 mihontsina |
Root | 2 hontsina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mihetsiketsika, mihozongozona: Mihontsina ity latabatra ity izany Taitra, mivadi-po, manambadi-po: Nihontsina iray ihany aho nahita ilay alika be nankeny amiko ~ Norahonako izy fa tsy nihontsina (Fiteny koa ny mihontsona) |
Explanations in English |
5 [1.7] to start as from fear |
Explanations in French |
6 [1.8] frissoner; être agité |
Examples |
7 nefa miaritra izy tsy mihontsina amin'ny hafanan'ny fatam-panefeny; [2.996] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 13 mihontsìna |
Root | 14 hontsina |
Part of speech | 15 imperative of active verb mihontsina [Full list] |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] |
Explanations in French |
17 [1.3] |
Anagrams | 18 hatsinomin, himontsina, hisintonam, ihontsinam, mihontsina, mihontsìna, nitsimohan |
Updated on 2023/01/20 |