Entry (1/2) | 1 mihorona |
Root | 2 horona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mihodina mivoromborona: Efa mihorona ny tady 5 Miforitra: Mihorona ny tsihy 6 Miketrona sy mifandrirotra: Mihorona ny hodi-doha [1.1] |
Explanations in English |
7 to be in a roll, to be rolled up [1.7] |
Explanations in French |
8 être enroulé, qu'on roule [1.8] |
Examples |
9 Na ny omby aza no karavasiana, hita fa mifihifihy, taitra ary mihorona ny hodiny nandalovan' ilay dian-karavasy. [2.472] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 17 mihoròna |
Root | 18 horona |
Part of speech | 19 imperative of active verb mihorona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
20 [1.1] |
Explanations in French |
21 [1.3] |
Anagrams | 22 horanoim, ihoronam, irohonam, mihoròna, mihorona, mirohòna, mirohona, nioroham, nohamori, nohaorim, noharoim, nohoarim, noroahim |
Updated on 2023/01/20 |