Entry |
mihosina
(hosina)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mifotetaka, mitavona: Mihosim-potaka Rakotra: Nihosim-bovoka tao avara-trano tao ny zanakao Miasa tsy miroa fo (indrindra amin' ny raharaha ara-pianakaviana): iNihosina erý izy tamin' ny famadihana ny rafozany [1.1]
|
Explanations in English | To roll oneself in something [1.7]
|
Explanations in French | Se vautrer dans la boue, etc. [1.8]
|
Morphology |
Present : |
mihosina |
Past : |
nihosina |
Future : |
hihosina |
Imperative : |
mihosena |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
mihosina
(hosina)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Boribory na boribory lavalava [1.1]
|
Synonyms | |
|