|
|
|
|

Entry1  mihosin-dra
Elementary words  2  mihosina, ra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  feno ra avy amin' ny ratran' ny tena ihany na avy amin' ny an' ny hafa -- entina milaza koa ny olona nahavita heloka tamin' ny famonoana olo-marina [1.1]
Explanations in French  5  se barbouiller de sang [1.8]
Examples  6  Fa ny kiraron' izay mitrevatreva fandeha eo amin' ny fihorakorahan' ny ady sy ny fitafiana mihosindra dia samy hodoroana, eny, ho kitay hatohoka amin' ny afo izany. [2.996#]

Anagrams  7  hindraosim, hindroasim, mihosin-dra

Updated on 2023/05/19