Entry | 1 mihosy |
Root | 2 hosy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manitsakitsaka 5 Manalemy ny bainga vonton-drano amin' ny fanitsakitsahan' ny tongotry ny omby azy mba hambolena ny ketsa [1.1] |
Explanations in English |
6 to trample the mud in ricefields [1.7] |
Explanations in French |
7 piétiner les rizières [1.8] |
Examples |
8 akory ity no zatovo tsy mihosy / akory ity no tsy mamboly tsy mamafy fa finaritra mamotsy hoho [2.131] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mihosy |
Anagrams | 15 mihosy, siohim |
Updated on 2023/01/20 |