Entry | 1 miitatra |
Root | 2 itatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miely, mihanaka: Efa miitatra izao ny fiompiana kisoa 5 Mitombo, mihalehibe; mihamalalaka: Miitatra ity akanjo ity rehefa misasa 6 Mitombo, mihamatanjaka, mandroso: Miitatra ny sain' ny ankizy 7 Miampy zavatra tsy tao: Miitatra tsy hita velively ny vaovao rehefa azon-dRamatoa io [1.1] 8 [mitatra] mitombo habe [1.13] |
Explanations in French |
9 [mitatra] se dilater [1.13] |
Examples |
10 Hitohy ihany izany zavatra izany, ary hiitatra aza [2.472#46] 11 Misoroka ny fahavoazana tsy hiitatra izany ary hamela azy hikambana [2.424#75] |
Morphology |
|
Other spellings | 16 mitatra |
Compound words |
|
Anagrams | 18 itaritam, miatitra, miitatra, mitaitra |
Updated on 2023/10/20 |