|
|
|
|

Entry1  mitatra
Root  2  itatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1][miitatra] Miely, mihanaka: Efa miitatra izao ny fiompiana kisoa
[miitatra] Mitombo, mihalehibe; mihamalalaka: Miitatra ity akanjo ity rehefa misasa
[miitatra] Mitombo, mihamatanjaka, mandroso: Miitatra ny sain' ny ankizy
[miitatra] Miampy zavatra tsy tao: Miitatra tsy hita velively ny vaovao rehefa azon-dRamatoa io
5  [1.13] mitombo habe
Explanations in French  6  [1.13] se dilater
Examples  7  [2.508#198] nitatra ny fanjakana tamin' ny androny
8  [2.356#122] aoriana dia mety hitatra ny fampianarana
9  [2.285#318] mitatra koa ny hevitr' io teny io ankehitriny
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
Other spellings  13  miitatra
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word mitatra

Anagrams  18  mitatra, taratim

Updated on 2025/01/21