Entry (1/2) | 1 mijadona |
Root | 2 jadona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Teny ilazana ny tsipika amin' ny sary jeometrika izay manoritra sary mahitsizoro eo amin' ny lafy ianjerany 5 [1.13] manao zoro mahitsy |
Explanations in French |
6 [1.3#289] être planté, se ficher dans, comme une lance ; se tenir droit, raide 7 [1.13] perpendiculaire |
Examples |
8 fa raha vao mijadona ao an-tanàna ny tongotrao, dia, indro, ho faty ny zaza. [2.996#] 9 Fa raha vao mijadona eo ireo, dia dorana avy hatrany ny emboka rehetra nentina (fito takonana; [2.245#] |
Vocabulary |
10 Mathematics: geometry |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 16 mijadòna |
Root | 17 jadona |
Part of speech | 18 imperative of active verb mijadona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
19 [1.1] |
Explanations in French |
20 [1.3#289] |
Anagrams | 21 |
Updated on 2025/01/21 |