Entry | 1 mijokojoko |
Root | 2 jokojoko |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mandeha somary miondrikondrika, mivokobokoka, noho ny hamenarana na ny tahotra na fikendrena hanaitra, hanampoka olona; miondrikondrika mitily |
Explanations in English |
5 [2.131#333] |
Examples |
6 Mitikitikim-pandeha rambon'osy / mijokojoko fandeha rambon'ondry / raha mitady kototanin-tarehy hianao / mankanesa ao amin-dRamangamalefaka / sady ary fomba no ary toetra / sady manitra no mamerovero [2.131#333] |
Morphology |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word mijokojoko |
Anagrams | 11 jokojokoim, mijokojoko |
Updated on 2023/01/20 |