Entry | 1 mijononoka |
Root | 2 jononoka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Avy tsy miato (orana); mikoriana tsy an-kijanona (ranomaso): Herinandro izao mijononòka foana ny ranonorana [1.1] |
Explanations in English |
5 to flow abundantly but silently [1.7] |
Explanations in French |
6 couler, tomber abondamment et doucement, comme la pluie, les larmes [1.3#300] 7 couler abondamment et doucement [1.8] |
Examples |
8 mijononoka moramora ny orana avy hariva [2.1046] 9 Indray takariva dia nijononoka fatratra ny ranonoram-baratra [2.324] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |