Entry | 1 mijononoka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Avy tsy miato (orana); mikoriana tsy an-kijanona (ranomaso): Herinandro izao mijononòka foana ny ranonorana |
Explanations in English |
4 [1.7] to flow abundantly but silently |
Explanations in French |
5 [1.3#300] couler, tomber abondamment et doucement, comme la pluie, les larmes 6 [1.8] couler abondamment et doucement |
Examples |
7 [2.1046] mijononoka moramora ny orana avy hariva 8 [2.324] Indray takariva dia nijononoka fatratra ny ranonoram-baratra |
Root | 9 jononoka |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |