Entry | mikaika (kaika) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mitoloko, mitaraina [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Entry | mikaika (kaika) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | [Tanala] Miantso: Tsy olon-kikaika ka tsy voron-kañono (tsy misy olona hiantso ka tsy misy vorona haneno) [1.78] | ||||||||
Miantso: Aoka ianao hikaika mafy raha te ho reny [1.1] | |||||||||
Morphology |
| ||||||||
Synonyms | mihaika | ||||||||
Anagrams | mikaika, mikiaka |
Updated on 2023/01/05 |