Entry (1/2) | 1 mikaika |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mitoloko, mitaraina |
Root | 4 kaika |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 8 mikaika |
Part of speech | 9 active verb |
Explanations in Malagasy |
10 [1.78] [Tanala]
miantso: Tsy olon-kikaika ka tsy voron-kañono (tsy misy olona hiantso ka tsy misy vorona haneno) 11 [1.1] Miantso: Aoka ianao hikaika mafy raha te ho reny |
Root | 12 kaika |
Morphology |
|
Synonyms | 17 mihaika |
Anagrams | 18 akaikim, mikaika, mikiaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |