|
|
|
|

Entry1  mikaly
Root  2  kaly
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manao zavatra am-pitandremana fatratra mba hahatonga azy ho lavorary, tsy misy hokianina
Examples  5  Tsy niteny I Bory, fa dia namioka tamim-pilaminana, tamim-pilantoana, ohatra ny olona manao zavatra mikonjo sy mikaly fatratra. [2.472]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Analogs  10  mikajy, mikandy, mijijy, miangaly, mikajy, mikajakaja, mikandikandy, mikojakoja, mipasopasoka, mitandrina, mikenakena
Compound words 

Anagrams  12 

Updated on 2025/01/21