Entry | 1 mitandrina |
Root | 2 tandrina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mampifantoka ny saina amin' ny zavatra iray ka manao izay rehetra azo atao mba tsy hisy hahavoa ny tena amin' izany: Mitandrema tsara rehefa mihazakazaka sao potraka Miambina olona, manara-maso izay ataony: Tovolahy kely iny no nitandrina ny mpianatra ka nolalaoviny fotsiny Mikarakara, manolokolo, mikajakaja: Aoka tandrina ity boky ity ohatra ny anakandriamaso ianao Manaraka, manatanteraka: Izay te ho voavonjy, aoka hitandrina ny didy |
Explanations in English |
5 [1.7] to take care of; to look after; to be careful |
Explanations in French |
6 [1.8] prendre soin de, surveiller; avoir soin |
Examples |
7 Aleo mitandrina ihany fa loza izay teo izay. [2.4] |
Morphology |
|
Analogs | 12 mikolokolo, manolokolo, mitity, mikarakara, mahavatra, mahakandikandy, mikajy, mikojakoja, miahy, mikononkonona, mitaiza, mitsabo, miambina, miandry, miaro, misoroka, mitsimbina, mitandro, misaingy, mandala |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mitandrina |
Updated on 2024/12/11 |