Entry (1/2) | 1 mitsimbina |
Root | 2 tsimbina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mikarakara tsara, miahy: Mitsimbina ny raharahany tokoa iny lehilahy iny 5 Manao izay tsy hahasimba na hahakely...: Mitsimbina tokoa ny voninahitrao anie aho matoa tsy niteny anao teo imasom-bahoaka! 6 Manampy sy manasoa, miantra: Raha Rangahy iny aloha dia tena mitsimbina ny madinika mihitsy, fa tsy mba ohatra ny sasany be vava fotsiny [1.1] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 11 mitsimbìna |
Root | 12 tsimbina |
Part of speech | 13 imperative of active verb mitsimbina [Full list] |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] |
Explanations in French |
15 [1.3] |
Anagrams | 16 itsimbinam, mitsimbìna, mitsimbina |
Updated on 2023/01/20 |