|
|
|
|

Entry (1/2)1  mitsimbina
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mikarakara tsara, miahy: Mitsimbina ny raharahany tokoa iny lehilahy iny
Manao izay tsy hahasimba na hahakely...: Mitsimbina tokoa ny voninahitrao anie aho matoa tsy niteny anao teo imasom-bahoaka!
Manampy sy manasoa, miantra: Raha Rangahy iny aloha dia tena mitsimbina ny madinika mihitsy, fa tsy mba ohatra ny sasany be vava fotsiny
Root  4  tsimbina
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Entry (2/2)9  mitsimbìna
Part of speech  10  imperative of active verb mitsimbina [Full list]
Explanations in Malagasy  11  [1.1]
Explanations in French  12  [1.3]
Root  13  tsimbina

Anagrams  14  itsimbinam, mitsimbìna, mitsimbina

Updated on 2025/04/19