|
|
|
|

Entry1  mahavatra
Root  2  vatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mahakarakara na mahakolokolo mandrakariva: Mahavatra manondraka ireo voninkazo ireoisa-maraina izy
Mahatozo amin' ny fanaovana izay hahasoa: Mahavatra mifoha amin' ny dimy maraina isan' andro izy mba hahandro vary ho an' ny vadiny
Explanations in English  5  [1.7] to support, to endure; to carry through
Explanations in French  6  [1.8] supporter, endurer; persévérer
Examples  7  Tia asa saina fa tsy mahavatra asa ilana herim-batana [1.381#]
8  Misy dia mahavatra mianatra sy mandany fotoana miaraka aminay [2.445#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word mahavatra

Anagrams  14 

Updated on 2025/01/21