Index |
|
|
|
Proverbs : mahavatra
|
|
|
Proverb 1 | Ny aina hoatry ny fanjozoro : ka izay mahavatra mampando no manana ny mafy. [2.415 #2768]
|
French translation | La vie est comme la moelle de jonc : ceux qui prennent soin de l' humecter l' ont solide. [2.415 #2768]
|
French interpretation | Il faut bien se soigner pour vivre longtemps. [2.415 #2768]
|
|
|
Proverb 2 | Ny andriamanjaka maro tia, fa tsy maro mahavatra. [2.415 #222]
|
French translation | Le souverain : beaucoup l' aiment, mais peu vont jusqu' à l' intimité. [2.415 #222]
|
French interpretation | Les favoris du souverain sont peu nombreux. [2.415 #222]
|
|
|
Proverb 3 | Ny mahavatra ihany no manam-be. [2.974 #398, 2.653]
|
French translation | Seul le travail persévérant procure la richesse. [2.974 #398]
|
|
|
Proverb 4 | Ny mahavatra tsy manan-dratsy. [2.558 #3091]
|
|
|
Index |
|
|