Entry (1/2) | 1 mikarantsana |
Part of speech | 2 active verb or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza feo avo sy mazava tsara, tsy misy migarera na farimparina: Mikarantsana ny feon' io zazalahy io rehefa mihira Mikiririoka: Mikarantsana io vehivavy io raha miteny |
Explanations in English |
4 [1.7] to sound loudly, to clang |
Explanations in French |
5 [1.8] résonner, être sonore |
Vocabulary |
6 Sound |
Root | 7 karantsana |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 mikarantsàna |
Part of speech | 13 imperative of active verb mikarantsana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] |
Explanations in French |
15 [1.3] |
Root | 16 karantsana |
Anagrams | 17 ikarantsanam, mikarantsana, mikarantsàna, namarantsika |
Updated on 2025/04/13 |
![]() |