Entry | 1 mikarenjy |
Root | 2 karenjy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mandehandeha eny rehetra eny araka ny sitrapony: Mikarenjy eny an-tsena ny mpianatra rehefa fotoana fialan-tsasatra Miraotra tsy voafehifehy: Mikarenjy eny an-tsaha ny omby aman' ondry |
Explanations in English |
5 [1.7] to pasture at liberty; to run around at play |
Explanations in French |
6 [1.8] paître en liberté; gambader selon son bon plaisir |
Morphology |
|
Analogs | 11 mihenjy, mihinjakinjaka, mitsambikimbikina, mifalihavanja |
Updated on 2024/12/11 |