Entry | 1 mikaviavia |
Root | 2 kaviavia |
Part of speech | 3 active verb or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1#692] Tsy kingakinga, mivozavoza: Mpiasa mikaviavia Tsy mifankahay, tsy mifankahazo: Asa fa mikaviavia amiko ny rahalahinao ankehitriny |
Explanations in English |
5 [1.2#241] to seek to do something unseemly |
Examples |
6 Tsy hitany intsony izay fomba hifandraisana aminy, mikaviavia izy manao azy. [1.369#] 7 Ny sasany efa lasalasa ihany, ny sasany mbola mikaviavia, fa izaho aloha, dia mibaboka fa tsy mora ity raharaha ity. [2.528#] |
Analogs | 8 midrahodraho, miraikiraiky, mitaraikiraiky, mitahontahona, mitsivaikavaika, mitsikondrikondry, mivozavoza, mitavozavoza, mitaveravera |
Updated on 2023/01/20 |