Entry | 1 mikiraviravy |
Root | 2 kiraviravy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mihantona mila hirotsaka tsy mitehika amin' ny tany: Dia nikiraviravy teo ambony hazo teo ilay zazalahy noho ny tahony an' ilay biby [1.1] |
Explanations in French |
5 être suspendu, se suspendre, pendiller: Esory io famantaranandro mikiraviravy io, fandrao vaky (Enlevez cette montre qui est suspendue de peur qu’elle ne se casse) ~ Mahery mikiraviravy eny ambony hazo io zazalahy io (Ce garçon aime à se suspendre aux arbres) [1.3#335] |
Examples |
6 Raha mikiraviravy amin' ny tady ianao: fahakiviana, hisy tsy fanambinana. [1.381#] 7 mikiraviravy foana eran'ny hazo eny izy, sady biby adala ka tsy matahotra na mandosi-davitra akory na dia mahare feom-basy aza; [1.335#] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |