Entry (1/2) | 1 mikiry |
Root | 2 kiry |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manao ditra: Mikiry handeha izy na dia marary aza reniny Mikezaka, mikely aina: Mikiry amin' ny fianarana Rabe ka tsy azo isalasalana fa ho afa-panadinana |
Explanations in English |
5 [1.7] to be obstinate |
Explanations in French |
6 [1.8] s'obstiner |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 11 mikiry |
Root | 12 kiry |
Part of speech | 13 active verb |
Explanations in Malagasy |
14 [1.78] [Taisaka]
miova, tonga |
Anagrams | 15 |
Updated on 2025/01/21 |