|
|
|
|

Entry (1/2)1  mikobana
Root  2  kobana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] (rano) Mihetsika indray rehefa avy nandry milamina tsara: Mikobana ny rano fa vao nandroan' ny gana
(lamba nosasana) Voasoka tao anaty rano madio mba ho afa-dranon-tsavony: Efa nikobana ve ity lamba ity hahahiko
Mihontsankontsana: Mikobana ity atody ity izany
(akanjo) Malalaka loatra ka toy ny mihontsana ny tena ao anatiny
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Proverbs  9  Proverbs containing the word mikobana

Entry (2/2)10  mikobàna
Root  11  kobana
Part of speech  12  imperative of active verb mikobana [Full list]
Explanations in Malagasy  13  [1.1]
Explanations in French  14  [1.3]

Anagrams  15 

Updated on 2025/01/28