Entry |
mikohaka
(kohaka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mamoaka feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra fa misy marary any amin' ny havokavoka na ny lalan-drivotra [1.1]
|
Explanations in English | To cough [1.7]
|
Explanations in French | Tousser [1.3, 1.8]
|
| Fig. appeler en toussant. [1.3]
|
Examples |
1 | Somary mikohaka kely izany izy eto.
[2.245]
|
2 | Ny zazakely voan'ny pneumonia matetika dia tsy mikohaka;
[2.424]
|
3 | Lord Glenely no tsy mba avy nanatrika anareo eto, mikohaka izy.
[2.366]
|
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
mikohaka |
Past : |
nikohaka |
Future : |
hikohaka |
Imperative : |
mikohafa |
|
|