Entry | 1 kohaka |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Vocabulary |
8 Health 9 Sound |
Explanations in Malagasy |
10 Feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra fa misy marary any amin' ny havokavoka, na any amin' ny lalan-drivotra [1.1] |
Explanations in English |
11 a cough [1.7] |
Explanations in French |
12 toux [1.54, 1.8] |
Examples |
13 Mba hisorohana ny kohaka dia aza mifoka sigara. [2.424#] 14 Niantra azy ireo ny kohaka sy serisery mpahazo azy ireo fahiny. [2.470#] 15 Nitombo be ny kohaka sy ny hafanan' I Solo iny alina iny, sempotra be ny fiainany. [2.472#] |
Compound words |
|
Updated on 2023/07/02 |