Entry | 1 kohadavareny |
Elementary words | 2 kohaka, lavareny |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Health |
Explanations in Malagasy |
5 Aretin-kohaka mety hahavoa ny zaza eo amin' ny enim-bolana ka hatramin' ny dimy taona eo, ary mora fantarina amin' ny serisery, maso mitsiranondrano sy kohaka mateza amin' ny alina; tapabolana aorian' ny famantarana voalohany, dia miseho ilay feo "lavareny" toa misioka isaky ny mikohaka, avy amin' ny fisintonan' ny fiainana amin' ny faran' ny kohaka mafy mifampitohitohy; aretina faran' izay mora mifindra ny kohadavareny, irony antsoin' ny olona hoe manara-damba [1.1] |
Explanations in English |
6 whooping cough [3.1] |
Explanations in French |
7 coqueluche [1.54] |
Examples |
8 Roa herinandro aty aoriana dia manomboka ny kohadavareny. [2.424#] |
Updated on 2023/07/02 |