|
|
|
|

Entry1  kohadavareny
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Aretin-kohaka mety hahavoa ny zaza eo amin' ny enim-bolana ka hatramin' ny dimy taona eo, ary mora fantarina amin' ny serisery, maso mitsiranondrano sy kohaka mateza amin' ny alina; tapabolana aorian' ny famantarana voalohany, dia miseho ilay feo "lavareny" toa misioka isaky ny mikohaka, avy amin' ny fisintonan' ny fiainana amin' ny faran' ny kohaka mafy mifampitohitohy; aretina faran' izay mora mifindra ny kohadavareny, irony antsoin' ny olona hoe manara-damba
Explanations in English  4  [3.1] whooping cough
Explanations in French  5  [1.54] coqueluche
Examples  6  [2.424#] Roa herinandro aty aoriana dia manomboka ny kohadavareny.
Vocabulary  7  Health
Elementary words  8  kohaka, lavareny

Updated on 2024/12/07