|
|
|
|

Entry1  fikohafana
Root  2  kohaka
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Health
Explanations in Malagasy  5  Famoahana feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra noho ny aretin' ny havokavoka na fahamaimain' ny tenda na ny lalandrivotra [1.1]
Explanations in French  6  L’action de tousser, d'appeler en toussant; la saison des rhumes [1.3#347]
Examples  7  Ny fandehanan-drà mena be ao anatin'ny faritra fotsy eo amin'ny maso dia mety ateraky ny fikohafana. [2.424#]

Updated on 2024/02/02