|
|
|
|

Entry1  fikohafana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Famoahana feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra noho ny aretin' ny havokavoka na fahamaimain' ny tenda na ny lalandrivotra
Explanations in French  4  [1.3#347] L’action de tousser, d'appeler en toussant; la saison des rhumes
Examples  5  [2.424#] Ny fandehanan-drà mena be ao anatin'ny faritra fotsy eo amin'ny maso dia mety ateraky ny fikohafana.
Vocabulary  6  Health
Root  7  kohaka

Updated on 2024/12/11