Entry (1/2) | 1 mikombona |
Root | 2 kombona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tsy misokatra: Nikombona ny vavan' ity zaza ity ka tsy hita izay hampidirana ny fanafody 5 Tampina: Efa mikombona ny vava fery ka tsy ela dia ho sitrana 6 Tsy mivelatra, mihorona: Mikombona isan' alina ny felan' ity voninkazo ity [1.1] |
Explanations in English |
7 to close together, as the lips or the sides of a wound, etc [1.7] |
Explanations in French |
8 se resserrer, se fermer, être fermé: Mikombona isan-kariva ny ravin’ io zava-maniry io (Les feuilles de cette plante se ferment tous les soirs) ~ Efa nikombona ny fery (a plaie s'est fermée) [1.3#350] 9 se fermer, commes les lèvres, une blessure, etc [1.8] 10 se refermer le soir comme le font de nombreuses fleurs et feuilles, et surtout de se refermer rapidement sous l'effet d'un choc, comme les feuilles de la sensitive. [1.196] |
Examples |
11 Ny ifandraisan' izy roa ireo dia ny fahafahana misokatra sy mikombona. [1.519#] 12 Ny fananana atolotra amin' ny vava mikombona, dia toy ny fanatitra fihinana, apetraka eo ambony fasana. [2.996#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 19 mikombòna |
Root | 20 kombona |
Part of speech | 21 imperative of active verb mikombona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
22 [1.1] |
Explanations in French |
23 [1.3] |
Anagrams | 24 ikombonam, mikombona, mikombòna, nokamboim, nokombiam |
Updated on 2024/03/27 |