|
|
|
|

Entry (1/2)1  mikorisa
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mibolisatra: Nikorisa tamin' ny hoditr' akondro izy
Mandeha midina nefa tsy mamindrafindra ny tongotra akory fa mamela ny tena hisosa fotsiny amin' izao: Nikorisa tamin' ny ravin' akondro izy hatrery ambany erý
Explanations in English  4  [1.7] to slide along
Explanations in French  5  [1.8] glisser
Root  6  korisa
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Entry (2/2)11  mikorisà
Part of speech  12  imperative of active verb mikorisa [Full list]
Explanations in Malagasy  13  [1.1]
Explanations in French  14  [1.3]
Root  15  korisa

Anagrams  16  ikorisam, isokiram, korisaim, mikorisà, mikorisa, misariko, misaroky, misokira, sarikoim, sarimoky

Updated on 2025/04/19