|
|
|
|

Entry1  mikotika
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Rovitra sy potipotika, rotika: Nahoana no nikotika toy izao ny satrokao
Misafotofoto tsy hita intsony izay marina sy tsy marina: Mikotika izaitsizy izany raharaha izany
Misamboaravoara, mitrifantrifana: Mikotika ny anao lahy rehefa tezitra
Root  4  kotika
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :

Anagrams  8  atokikim, mikatoky, mikitoka, mikotika

Updated on 2025/01/21