Entry (1/2) | 1 milaika |
Root | 2 laika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mandeha miadana dia miadana ka misy fihetsehana kely atao Mandihy amim-pahamendrehana, misonenika, toy ny fanao amin' ny lanonam-pamorana |
Examples |
5 Noroahiny hihahaka teny an-tsaha ny omby ary indry miverina, milaika tsimoramora hamonjy tanàna. [2.470] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 10 milaikà |
Root | 11 laika |
Part of speech | 12 imperative of active verb milaika [Full list] |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] |
Explanations in French |
14 [1.3] |
Anagrams | 15 |
Updated on 2025/01/21 |