|
|
|
|

Entry (1/2)1  milefa
Root  2  lefa
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [Tanala] mandositra, mitsoaka mandositra, miafina: Milefa ny ampañatriny i Misy (mandositra ny mpampianany i Misy)
5  [1.78] [Tanosy] mandositra
6  [1.1] Lasa tsy tana, mandrongatra: Nilefa ilay boloky
Mandositra, lasa mihataka haingana tsy ho hita: Nilefa tao an-tranomaizina ny gadra roa lahy
Mitriatra, mirifatra, miridana: Nilefa nankany an-tSihanaka any izy
Explanations in English  7  [1.7] to run away, to escape
Explanations in French  8  [1.8] fuir, s'évader
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word milefa

Entry (2/2)15  milefà
Root  16  lefa
Part of speech  17  imperative of active verb milefa [Full list]
Explanations in Malagasy  18  [1.1]
Explanations in French  19  [1.3]
Other spellings  20  milefasa

Anagrams  21  famely, ilefam, mifale, mifela, milefà, milefa

Updated on 2025/02/05