Entry (1/3) | 1 milelalela |
Root | 2 lelalela |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Sihanaka]
mikiakiaka 5 [1.1] Mamoaka lelafo miredareda: Nilelalela aoka izany ny lelafo tamin' ilay haintrano terý atsinanana Mikiakiaka mafy, indrindra raha miantso: Mba mitenena moramora fa aza milelalela ohatra ny adala Manintona na manaitra ny maso izaitsizy noho izy mamirapiratra na be renty: Milelalela loatra ny akanjon' iny vehivavy iny Maharary toa mahamay; te hihinan-kanina mafy: Tsy nanendry afa-tsy vary sosoa kely aho halina ka milelalela izaitsizy ny ambavafoko izao |
Explanations in English |
6 [1.7] to talk a lot; to cry out |
Explanations in French |
7 [1.8] parler avec entrain; criailler |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 13 milelalela |
Part of speech | 14 active verb |
Explanations in Malagasy |
15 [1.78] [Tambahoaka]
midedadeda |
Entry (3/3) | 16 milelalelà |
Root | 17 lelalela |
Part of speech | 18 imperative of active verb milelalela [Full list] |
Explanations in Malagasy |
19 [1.1] |
Explanations in French |
20 [1.3] |
Anagrams | 21 |
Updated on 2025/01/21 |