Entry |
miloka
(loka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Milalao vola (misy zavatra iadiana: karatra, kodiakely, hazakaza-tsoavaly... ka manome vola an' izay maharesy izay resy na maty loka). [1.1]
|
Explanations in English | To gamble [1.7]
|
Explanations in French | Jouer de l'argent, parier [1.8]
|
Examples | Ny mahay miloka manome ainga izay sahy manao aminy, na atao be sy kely ny vola ilokana.
[1.437]
|
Morphology |
Present : |
miloka |
Past : |
niloka |
Future : |
hiloka |
Imperative : |
milokà |
|
Compound words |
|
|
Entry |
miloka
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Tanosy]
Midera [1.78]
|
|
Entry |
milokà
(loka)
|
Part of speech | imperative of active verb miloka
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|