|
|
|
|

Entry1  mingodongodona
Root  2  ngodongodona
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mirohondrohona, maneno, manao tabataba mafy rehefa mamindra: Aza mingodongodona fa manaitra zaza
Explanations in English  5  [1.2] to emit a hollow sound.
Examples  6  Rehefa izany dia mandroso miditra ny madinidinika ka mingodongodona mafy sady mihira hoe: - "Varavaran' Andriambolamena : Telo fidirana toy ny akanjo, Mpandrafitra arivo toy ny fanantana. [2.69#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
Synonyms  10  mingodona

Anagrams  11 

Updated on 2025/01/21