Entry | 1 mingodongodona |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mirohondrohona, maneno, manao tabataba mafy rehefa mamindra: Aza mingodongodona fa manaitra zaza |
Explanations in English |
4 [1.2] to emit a hollow sound. |
Examples |
5 [2.69#] Rehefa izany dia mandroso miditra ny madinidinika ka mingodongodona mafy sady mihira hoe: - "Varavaran' Andriambolamena : Telo fidirana toy ny akanjo, Mpandrafitra arivo toy ny fanantana. |
Root | 6 ngodongodona |
Morphology |
|
Synonyms | 10 mingodona |
Anagrams | 11 ingodongodonam, mingodongodona |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |